<-
->

Amo / Am 3:14 That in the day that I shall visit the transgressions of Israel upon him I will also visit the altars of Bethel: and the horns of the altar shall be cut off, and fall to the ground. Amin' ny andro hamaliako ny Isiraely noho ny fahotana ao aminy no hamaliako ny alitara ao Betela dia hokapaina ny tandroky ny alitara ka hianjera amin' ny tany. Amin' ny andro hamaliako an' Israely noho ny fandikany ny lalàna, no hamaliako ny momba an' ireo otely ao Betela koa; hokapaina ny tandroky ny otely ka hianjera amin' ny tany. le jour où je châtierai Israël pour ses crimes, je sévirai contre les autels de Béthel; les cornes de l' autel seront abattues et tomberont à terre.