<-
->

Amo / Am 1:3 Thus saith the Lord; For three transgressions of Damascus, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they have threshed Gilead with threshing instruments of iron: Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fahotana telon' i Damaskosy, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria kodia vy no nivelezany an' i Gileada; Izao no lazain' ny Tompo: Noho ny heloka telo nataon' i Damasa, ary noho ny efatra - tsy hahemotro ny didy. Satria izy ireo nanorotoro an' i Galaada tamin' ny ambarambana vy, Ainsi parle Yahvé : Pour trois crimes de Damas et pour quatre, je l' ai décidé sans retour ! Parce qu' ils ont foulé Galaad avec des traîneaux de fer,