<-
->

Joe / Jl 4:18 Amin' izany andro izany dia hitete avy amin' ny tendrombohitra rehetra ny divay vaovao; ny havoana handriaka ronono; ary ny lohasahan-driaka any Jodà, hitsororohan' ny rano avokoa. Hisy loharano hivoaka avy ao an-tranon' ny Tompo, ka handena ny lohasahan' ny Akasià. Ce jour-là, les montagnes dégoutteront de vin nouveau, les collines ruisselleront de lait, et dans tous les torrents de Juda les eaux ruisselleront. Une source jaillira de la maison de Yahvé et arrosera le ravin des Acacias.