<-
->

Hos / Os 9:3 They shall not dwell in the Lord' s land; but Ephraim shall return to Egypt, and they shall eat unclean things in Assyria. Tsy honina ao amin' ny tanin' i Jehovah izy; Fa Efraima hiverina ho any Egypta ary hihinana zava-padina any Asyria. Tsy honina eo amin' ny tanin' ny Tompo izy ireo; fa hiverina ho any Ejipta Efraima, ary hihinana ny zava-padina any Asiria izy ireo. Ils n' habiteront pas au pays de Yahvé, Éphraïm retournera en Égypte, et en Assur, ils mangeront des mets impurs.