<-
->

Hos / Os 7:4 They are all adulterers, as an oven heated by the baker, who ceaseth from raising after he hath kneaded the dough, until it be leavened. Samy mpaka vadin' olona avokoa izy rehetra ka toy ny fatana voafanan' ny mpanendy mofo, izay mitsahatra tsy misorona afo hatramin' ny ametafetany ny koba ka ambara-pitombony. Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony. Tous sont adultères, ils sont comme un four brûlant que le boulanger cesse d' attiser depuis qu' il a pétri la pâte jusqu'à ce qu' elle ait levé.