<-
->

Hos / Os 5:14 For I will be unto Ephraim as a lion, and as a young lion to the house of Judah: I, even I, will tear and go away; I will take away, and none shall rescue him. Fa amin' i Efraima dia tahaka ny liona Aho, ary amin' ny taranak' i Joda dia tahaka ny liona tanora: Izaho dia Izaho no mamiravira, dia lasa mandeha; Mahalasa Aho, ka tsy misy mahavonjy. Fa ho tahaka ny liona aho, amin' i Efraima, ary ho tahaka ny liona tanora amin' ny taranak' i Jodà. Izaho dia izaho no hamiravira, dia lasa mandeha; hitondra ny rembiko, ka tsy hisy haharombaka izany amiko. Car moi, je suis comme un lion pour Éphraïm, comme un lionceau pour la maison de Juda; moi, moi, je déchirerai et je m' en irai, j' emporterai ma proie, et personne pour délivrer.