<-
->

Hos / Os 5:10 The princes of Judah were like them that remove the bound: therefore I will pour out my wrath upon them like water. Ny mpanapaka ny Joda dia efa tonga toy izay mamindra faritany, ka dia ireo no hampidinako ny fahatezerako toy ny fampidina rano. Ireo mpanapaka an' i Jodà efa toy ny mpamindra faritany; hampidiniko amin' izy ireo ny fahatezerako toy ny rano. Les chefs de Juda sont comme des déplaceurs de bornes; sur eux je répandrai ma fureur comme de l' eau.