<-
->

Hos / Os 13:15 Though he be fruitful among his brethren, an east wind shall come, the wind of the Lord shall come up from the wilderness, and his spring shall become dry, and his fountain shall be dried up: he shall spoil the treasure of all pleasant vessels. Fa Efraima dia hahavokatra eo amin' ny rahalahy; Nefa ho avy ny rivotra avy any atsinanana, dia ny rivotr' i Jehovah miakatra avy any an-efitra, ka dia ho ritra ny loharanony, ary ho tankina ny fantsakany; Hobaboina ny rakitra, dia ny fanaka tsara rehetra. Fa hahavokatra eo amin' ny rahalahiny Efraima; nefa ho tonga ny rivotra avy atsinanana; hiakatra avy any an' efitra ny fofon' ain' ny Tompo; ka ho maina ny loharanony; ho ankina ny fantsakany; hobaboiny ny firaketan' ny zava-tsarobidy rehetra. Éphraïm a beau fructifier parmi ses frères, le vent d' est viendra, le souffle de Yahvé montera du désert, et sa source sera tarie, sa fontaine desséchée. C' est lui qui pillera le trésor de tous les objets précieux.