<-
->

Hos / Os 12:9 And I that am the Lord thy God from the land of Egypt will yet make thee to dwell in tabernacles, as in the days of the solemn feast. Fa hoy Efraima: Fiharian-karena ihany no efa nataoko, nahazo fananana aho; Ny asako rehetra tsy misy hahatonga fahotana na heloka amiko. Efraima nanao hoe; Mba nihary harena ihany aho anefa, ka nahazo fananana be aho; ary amin' izay azoko rehetra, dia tsy ho hita amiko izay famonoana antoka azo atao ho fahotana. Éphraïm a dit : " Oui, je me suis enrichi, je me suis acquis une fortune "; mais de tous ses gains, rien ne lui restera, à cause de la faute dont il s' est rendu coupable.