<-
->

Hos / Os 12:3 He took his brother by the heel in the womb, and by his strength he had power with God: Manana ady amin' i Joda koa Jehovah ary tsy maintsy mamaly an' i Jakoba araka ny alehany, ka hatsingeriny aminy ny nataony. Manana ady amin' i Jodà koa Iaveh; efa hamay an' i Jakoba, araka ny làlany izy, sady hamaly azy araka ny asa nataony. Yahvé est en procès avec Juda, il va sévir contre Jacob selon sa conduite, et lui rendre selon ses actions.