<-
->

Hos / Os 11:9 I will not execute the fierceness of mine anger, I will not return to destroy Ephraim: for I am God, and not man; the Holy One in the midst of thee: and I will not enter into the city. Tsy hanontolo fo Aho, na handringana an' i Efraima intsony; Fa Andriamanitra Aho, fa tsy olona, dia ny Iray Masina ao aminao, ka dia tsy ho avy amim-pahatezerana mirehitra Aho. Tsy hanarana ny firehetan' ny hatezerako aho, tsy horavako fanindroany Efraima. Fa Andriamanitra aho, fa tsy olombelona; eo afovoanao ilay Masina, ka tsy ho tonga aho mitondra ny fisafoahako. Je ne donnerai pas cours à l' ardeur de ma colère, je ne détruirai pas à nouveau Éphraïm, car je suis Dieu et non pas homme, au milieu de toi je suis le Saint, et je ne viendrai pas avec fureur.