<-
->

Hos / Os 11:3 I taught Ephraim also to go, taking them by their arms; but they knew not that I healed them. Fa Izaho no nampianatra an' i Efraima handeha. Eny, notrotroiko tamin' ny sandriko aza izy. Nefa tsy fantany fa Izaho no nahasitrana azy. Ary izaho nampiana-mandeha an' i Efraima, sy nitantana azy tamin' ny sandriny, nefa tsy fantany fa nanolikoly azy aho. Et moi j' avais appris à marcher à Éphraïm, je le prenais par les bras, et ils n' ont pas compris que je prenais soin d' eux!