<-
->

Dan / Da 9:13 As it is written in the law of Moses, all this evil is come upon us: yet made we not our prayer before the Lord our God, that we might turn from our iniquities, and understand thy truth. Araka ny voasoratra ao amin' ny lalàn' i Mosesy no nahatongavan' izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan' i Jehovah Andriamanitray izahay hialanay amin' ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao. Nidona taminay avokoa izao loza izao, araka ny voasoratra ao amin' ny lalàn' Andriamanitra; kanefa izahay tsy nanao izay hampitony an' ny Tompo Andriamanitray, tamin' ny fialanay amin' ny helokay sy amin' ny fieritreretanay amim-pitandremana ny fahamarinanao. Ainsi qu' il est écrit dans la loi de Moïse, toute cette calamité est venue sur nous, mais nous n' avons pas rasséréné la face de Yahvé, notre Dieu, en revenant de nos iniquités, en apprenant à connaître ta vérité.