<-
->

Dan / Da 4:4 I Nebuchadnezzar was at rest in mine house, and flourishing in my palace: Dia niditra ny ombiasy sy ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro; ary nambarako teo anatrehany ny nofy, kanjo tsy nahalaza ny heviny tamiko ireny. Dia tonga ny olo-mahay taratasy, ny mpisikidy, ny Kaldeana, mbamin' ny mpanandro; ka nolazaiko teo anatrehany ny nofy, nefa tsy nampahalala ny heviny tamiko ireo. Magiciens, devins, Chaldéens et exorcistes sont venus : je leur dis mon rêve, ils ne m' en donnèrent pas l' interprétation.