<-
->

Dan / Da 14:27 Nony nandre izany ny Babiloniana dia nirehitra mafy ny fahatezerany, ka nivory hanohitra ny mpanjaka izy, sy nanao hoe: Tonga Jody ny mpanjaka, fa Bela noravany, ny dragona nasainy novonoina; ary ny mpisorona naripany.