<-
->

Eze / Ez 48:1 Now these are the names of the tribes. From the north end to the coast of the way of Hethlon, as one goeth to Hamath, Hazarenan, the border of Damascus northward, to the coast of Hamath; for these are his sides east and west; a portion for Dan. Ary izao no anaran' ny firenena: Hatramin' ny farany avaratra any amoron-dranomasina amin' ny lalana mankany Hetlona any akaikin' i Hamata sy Hazar-enana, fari-tanin' i Damaskosy eo avaratra, any anilan' i Hamata; izany no ho lafiny atsinanana sy andrefana; anjara iray ho an' i Dana. Izao no anaran' ny foko: Hatramin' ny tendrony avaratra manaraka ny làlan' i Hethalona ho any Hamata, Hatzera-Enona, ny sisin-tanin' i Damasa mianavaratra, manaraka ny lavan' i Hamata, izao avy no ho an' ny isam-poko: hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana: anjara iray ho an' i Dana. Voici les noms des tribus. A l' extrême nord, dans la direction de Hètlôn, vers l' Entrée de Hamat et Haçar-Enân, le territoire de Damas étant au nord, le long de Hamat, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale : Dan, un lot.