<-
->

Eze / Ez 45:5 And the five and twenty thousand of length, and the ten thousand of breadth shall also the Levites, the ministers of the house, have for themselves, for a possession for twenty chambers. Ary tany dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany, no ho an' ny Levita, mpanao fanompoam-pivavahana ao amin' ny trano; ho zara-tany ho azy izany efi-trano roa-polo. Dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany, iray alina ny sakany, no ho an' ny levita, izay manao ny fanompoana momba ny trano; hanan-tanàna ao izy, honenany ao. Une portion de vingt-cinq mille coudées de long sur dix mille de large sera réservée aux lévites, serviteurs du Temple, en propriété, avec des villes pour y habiter.