<-
->

Eze / Ez 44:10 And the Levites that are gone away far from me, when Israel went astray, which went astray away from me after their idols; they shall even bear their iniquity. Ary na dia ny Levita aza, izay nanalavitra Ahy tamin' ny nivilian' ny Isiraely, izay nivily niala tamiko ka nanaraka ny sampiny, dia hitondra ny helony izy. Izao koa: Ireo levita nanalavitra ahy, tamin' ny andro nivilian' Israely, izay nivily nanalavitra ahy, mba hanarahany ny sampiny vetaveta, dia hitondra ny helony. Quant aux lévites, qui se sont éloignés de moi au temps où Israël s'égarait loin de moi en suivant ses idoles, ils porteront le poids de leur faute.