<-
->

Bar 1:8 Azon' i Baròka indray tamin' izay ny fanaky ny tranon' ny Tompo, nentina avy any amin' ny tempoly, ka nalefany ho any amin' ny tanin' i Jodà, tamin' ny andro fahafolon' ny volana Sivana, dia ireo fanaka volafotsy nataon' i Sedesiasa zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà; C'était déjà Baruch qui avait récupéré, le dixième jour de Sivân, les ustensiles de la maison du Seigneur, enlevés au Temple, pour les rapporter au pays de Juda, ustensiles d' argent qu' avait fait fabriquer Sédécias, fils de Josias, roi de Juda,