<-
->

Bar 1:15 Ka ataovy hoe: An' ny Tompo Andriamanitsika ny fahamarinana; antsika kosa ny henatra amin' ny tava, araka izao hita anio izao, ho an' ny lehilahy rehetra any Jodà, sy ny mponina any Jerosalema, Vous direz Au Seigneur notre Dieu la justice, mais pour nous, la honte au visage, comme il en est aujourd' hui, pour l' homme de Juda et les habitants de Jérusalem,