<-
->

Jer / Jr 8:1 At that time, saith the Lord, they shall bring out the bones of the kings of Judah, and the bones of his princes, and the bones of the priests, and the bones of the prophets, and the bones of the inhabitants of Jerusalem, out of their graves: Amin' izany andro izany, hoy Jehovah, dia hofongarina avy ao am-pasana ny taolan' ny mpanjakan' ny Joda sy ny taolan' ny lehibeny sy ny taolan' ny mpisorona sy ny taolan' ny mpaminany ary ny taolan' ny mponina any Jerosalema, Amin' izany andro izany, - teny marin' ny Tompo, hofongarina avy ao am-pasany, ny taolan' ny mpanjakan' i Jodà, ny taolan' ny mpanapaka ao aminy, ny taolan' ny mpisorona, ny taolan' ny mpaminany, ary ny taolan' ny mponina ao Jerosalema. En ce temps-là oracle de Yahvé on tirera de leurs tombes les ossements des rois de Juda, les ossements de ses princes, les ossements des prêtres, les ossements des prophètes et les ossements des habitants de Jérusalem.