<-
->

Jer / Jr 7:9 Will ye steal, murder, and commit adultery, and swear falsely, and burn incense unto Baal, and walk after other gods whom ye know not; Hay! hangalatra sy hamono olona sy hijangajanga va ianareo ary hianian-tsy tò sy handoro ditin-kazo manitra ho an' i Bala sady hanaraka andriamani-kafa izay tsy fantatrareo? Aiza ka dia avy mandainga, mamono olona, maka vadin' olona, mianian-tsy to, manemboka an' i Baala, ary manaraka andriamani-kafa tsy fantatrareo hianareo! Quoi! Voler, tuer, commettre l' adultère, se parjurer, encenser Baal, suivre des dieux étrangers que vous ne connaissez pas,