<-
->

Jer / Jr 52:23 And there were ninety and six pomegranates on a side; and all the pomegranates upon the network were an hundred round about. Ary nisy ampongabendanitra enina amby sivi-folo teo ivelany; ary ny ampongabendanitra rehetra manodidina ny harato dia zato. Ampongabendanitra enina amby sivifolo, no tamin' ny lafiny, ary zato no isan' ny ampongabendanitra rehetra tamin' ny harato, amin' ny manodidina rehetra. Il y avait 96 grenades sur les côtés. En tout, cela faisait cent grenades autour du treillis.