<-
->

Jer / Jr 52:2 And he did that which was evil in the eyes of the Lord, according to all that Jehoiakim had done. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy, araka izay rehetra nataon' i Joiakima. Nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo izy, nianatra izay rehetra nataon' i Joakima. Il fit ce qui est mal aux yeux de Yahvé, tout comme avait fait Joiaqim.