<-
->

Jer / Jr 52:14 And all the army of the Chaldeans, that were with the captain of the guard, brake down all the walls of Jerusalem round about. Ary ny manda rehetra manodidina an' i Jerosalema dia noravan' ny miaramilan' ny Kaldeana rehetra, izay nanaraka ny lehiben' ny mpiambina. Ary noravan' ny miaramila Kaldeana rehetra, nanaraka ny kapitenin' ny mpiambina, ny manda nanodidina an' i Jerosalema. Les troupes chaldéennes qui étaient avec le commandant de la garde abattirent tous les remparts qui entouraient Jérusalem.