<-
->

Jer / Jr 50:45 Therefore hear ye the counsel of the Lord, that he hath taken against Babylon; and his purposes, that he hath purposed against the land of the Chaldeans: Surely the least of the flock shall draw them out: surely he shall make their habitation desolate with them. Koa henoy ny saina avy amin' i Jehovah, izay nosaininy hamelezana an' i Babylona, sy ny heviny izay noheveriny hamelezana ny tanin' ny Kaldeana: Hoviraviraina tokoa ireny, dia ny kely indrindra amin' ny ondry; Ho gaga azy tokoa ny saha fiandrasana azy. Koa henoy ary ny fikasana naraikitry ny Tompo hamelezana an' i Babela, sy ny hevitra nosaininy hamelezana ny tanin' ny Kaldeana; Eny, hotaritarihana hoatra ny ondry osa izy; ary ho gaga foana amin' izany ny tanim-bilona! Aussi apprenez le dessein que Yahvé a formé contre Babylone et le plan qu' il a résolu contre le pays des Chaldéens certainement on les traînera comme les plus petits du troupeau! Certainement on va saccager leur prairie devant eux!