<-
->

Jer / Jr 50:20 In those days, and in that time, saith the Lord, the iniquity of Israel shall be sought for, and there shall be none; and the sins of Judah, and they shall not be found: for I will pardon them whom I reserve. Amin' izany andro izany sy amin' izany fotoana izany, hoy Jehovah, dia hotadiavina izay heloky ny Isiraely, fa tsy hisy; Ary izay fahotan' ny Joda, fa tsy ho hita; Satria havelako ny helok' izay sisa narovako. Amin' izany andro izany, sy amin' izany fotoana izany, - teny marin' ny Tompo, hikaroka izay helok' Israely ny olona, fa tsy hisy intsony izany, satria havelako heloka izay sisa navelako. En ces jours et en ce temps oracle de Yahvé on cherchera l' iniquité d' Israël : elle ne sera plus; les péchés de Juda : on ne les trouvera plus; car je pardonnerai au reste que je laisse.