<-
->

Jer / Jr 50:2 Declare ye among the nations, and publish, and set up a standard; publish, and conceal not: say, Babylon is taken, Bel is confounded, Merodach is broken in pieces; her idols are confounded, her images are broken in pieces. Ambaraonareo, eny, torio any amin' ny firenena, ary manangàna faneva, torio, fa aza afenina, ataovy hoe: Afaka Babylona! Mangaihay Bela, raiki-tahotra Merodaka! Eny, mangaihay ny sampiny, Raiki-tahotra ny sarin-javatra! Ambarao any amin' ny firenena, torio izao, manangàna saina, ka torionareo izao; aza afeninareo fa lazao hoe: Azo, Babilona. Mangaihay ny sampiny, voazera ny andriamanitra tsy izy ao. Annoncez-le parmi les nations, publiez-le, hissez un signal et publiez-le, ne cachez rien, proclamez Babylone est prise, Bel honteux, Mérodak écroulé. Ses idoles sont honteuses, ses Saletés écroulées.