<-
->

Jer / Jr 48:13 And Moab shall be ashamed of Chemosh, as the house of Israel was ashamed of Bethel their confidence. Ary Moaba ho menatra noho ny amin' i Kemosy toy ny nahamenaran' ny taranak' Isiraely noho ny amin' i Betela tokiny. Dia ho menatra Moaba noho ny amin' i Kamosy toy ny nahamenaran' ny taranak' Israely, noho ny amin' i Betela izay nitokiany. Alors Moab aura honte de Kemosh, comme la maison d' Israël a eu honte de Béthel en qui elle se confia.