<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 44:9 | Have ye forgotten the wickedness of your fathers, and the wickedness of the kings of |
Moa hadinonareo va ny ratsy nataon' ny razanareo sy ny mpanjakan' ny Joda sy ny vadiny ary ny tenanareo sy ny vadinareo, dia izay nataony tany amin' ny tanin' ny Joda sy teny amin' ny lalamben' i Jerosalema? | Hadinonareo va ny heloky ny razanareo, ny heloky ny mpanjakan' i Jodà, ny heloky ny vehivavy ao Jodà, ny heloky ny tenanareo, amin' ny tanin' i Jodà, sy teny an-dalam-ben' i Jerosalema? | Avez-vous oublié les méfaits de vos pères, ceux des rois de |