<-
->

Jer / Jr 43:5 But Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces, took all the remnant of Judah, that were returned from all nations, whither they had been driven, to dwell in the land of Judah; Fa Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra dia nitondra ny sisa rehetra tamin' ny Joda, izay niverina avy tany amin' ny firenena rehetra nandroahana azy honina ao amin' ny tanin' ny Joda, Fa nentin' i Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ireo mpifehy miaramila rehetra ihany ny sisan' i Jodà rehetra, ireo izay efa niverina avy any amin' ny firenena rehetra nielezany, honina eo amin' ny tanin' i Jodà, Yohanân, fils de Qaréah, et tous les chefs de l' armée emmenèrent tout le reste de Juda, ceux qui étaient revenus de chez tous les peuples où ils étaient dispersés, pour habiter au pays de Juda,