<-
->

Jer / Jr 41:18 Because of the Chaldeans: for they were afraid of them, because Ishmael the son of Nethaniah had slain Gedaliah the son of Ahikam, whom the king of Babylon made governor in the land. tsy ho tratry ny Kaldeana; fa natahotra azy izy, satria Isimaela, zanak' i Netania, efa namono an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, izay notendren' ny mpanjakan' i Babylona ho mpanapaka ny tany. nanalavitra ny Kaldeana izay natahorany, noho ny namonoan' Ismaely zanak' i Nataniasa an' i Godoliasa zanak' i Ahikama, izay napetraky ny mpanjakan' i Babilona, ho governoran' ny tany. loin des Chaldéens qu' on redoutait, car Yishmaèl, fils de Netanya, avait tué Godolias, fils de Ahiqam, que le roi de Babylone avait préposé au pays.