<-
->

Jer / Jr 39:8 And the Chaldeans burned the king' s house, and the houses of the people, with fire, and brake down the walls of Jerusalem. Ary nodoran' ny Kaldeana tamin' ny afo ny tranon' ny mpanjaka sy ny tranon' ny vahoaka, ary ny mandan' i Jerosalema noravany. Rahefa izany, dia nodoran' ny Kaldeana ny tranon' ny mpanjaka mbamin' ny tranon' ny vahoaka, ary noravany ny mandan' i Jerosalema. Ny vahoaka sisa izay tafajanona tao an-tanàna, mbamin' ireo mpilefa nitolo-tena nanaiky azy; Les Chaldéens incendièrent le palais royal et les maisons des particuliers; ils abattirent les remparts de Jérusalem.