<-
->

Jer / Jr 39:6 Then the king of Babylon slew the sons of Zedekiah in Riblah before his eyes: also the king of Babylon slew all the nobles of Judah. Ary ny zanakalahin' i Zedekia dia novonoin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla teo imason-drainy; ary ny manan-kaja rehetra tamin' ny Joda koa dia novonoin' ny mpanjakan' i Babylona. Ireo zanakalahin' i Sedesiasa novonoin' ny mpanjakan' i Babilona teo imasony, tao Rebla; ny lehibe rehetra tamin' i Jodà, novonoin' ny mpanjakan' i Babilona koa. Le roi de Babylone fit égorger à Ribla les fils de Sédécias sous ses yeux. De même, le roi de Babylone fit égorger tous les notables de Juda.