<-
->

Jer / Jr 39:5 But the Chaldeans' army pursued after them, and overtook Zedekiah in the plains of Jericho: and when they had taken him, they brought him up to Nebuchadnezzar king of Babylon to Riblah in the land of Hamath, where he gave judgment upon him. Fa ny miaramilan' ny Kaldeana nanenjika azy ka nahatratra an' i Zedekia teny amin' ny tani-hay any Jeriko; ary nony azony izy, dia nentiny niakatra ho any amin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, tao Ribla tao amin' ny tany Hamata; ka dia notsarainy tao izy. Nenjehin' ny tafiky ny Kaldeana anefa izy ireo, ary tratrany teo amin' ny tany lemak' i Jerikao Sedesiasa. Dia noraisin' izy ireo izy ka nentiny niakatra ho any amin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, tao Rebla, amin' ny tanin' i Emata, ka namoaka teny fitsarana momba azy izy. Mais les troupes chaldéennes les poursuivirent et atteignirent Sédécias dans les plaines de Jéricho. L' ayant fait prisonnier, on l' emmena à Ribla, au pays de Hamat, auprès de Nabuchodonosor, roi de Babylone, qui le fit passer en jugement.