<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 38:23 | So they shall bring out all thy wives and thy children to the |
Ny vadinao rehetra sy ny zanakao dia ho entina mivoaka ho any amin' ny Kaldeana; ary ianao tsy ho afa-mandositra ny tànany, fa ho azon' ny tanan' ny mpanjakan' i Babylona; ary noho ianao no handoroana ity tanàna ity amin' ny afo. | Ny vady aman-janakao rehetra hoentina ao amin' ny Kaldeana, hianao koa tsy ho afa-mandositra azy ireo, fa ho azon' ny mpanjakan' i Babilona, ary hianao no nandoro ity tanàna ity. | Oui, toutes tes femmes et tes enfants, on les mènera aux |