<-
->

Jer / Jr 38:2 Thus saith the Lord, He that remaineth in this city shall die by the sword, by the famine, and by the pestilence: but he that goeth forth to the Chaldeans shall live; for he shall have his life for a prey, and shall live. Izao no lazain' i Jehovah: Izay mitoetra amin' ity tanàna ity dia ho fatin-tsabatra sy mosary ary areti-mandringana; fa izay mivoaka hanatona ny Kaldeana kosa no ho velona; fa ny ainy no ho babony, ka ho velona izy. Izao no lazain' ny Tompo: Izay hitoetra amin' ity tanàna ity, ho fatin' ny sabatra sy ny mosary ary ny pesta; fa izay hivoaka hanatona ny Kaldeana kosa, ho velon' aina sy hahazo ny aina ho babony, ka ho velona. "Ainsi parle Yahvé. Qui restera dans cette ville mourra par l'épée, la famine et la peste; mais qui sortira et se rendra aux Chaldéens vivra, il aura sa vie comme butin : il vivra!