<-
->

Jer / Jr 37:14 Then said Jeremiah, It is false; I fall not away to the Chaldeans. But he hearkened not to him: so Irijah took Jeremiah, and brought him to the princes. Fa hoy Jeremia: Lainga izany. Tsy miray tetika amin' ny Kaldeana aho. Nefa tsy nino azy ireo, ka dia nosamborin' i Jiria ihany Jeremia ary nentiny ho ao amin' ny mpanapaka. Fa hoy Jeremia: Tsy marina izany; tsy miandany amin' ny Kaldeana aho. Tsy nihaino izany akory anefa Jeriasa, fa nosamboriny ihany Jeremia, dia nentiny nankany amin' ny lehibe. Jérémie répondit : "C' est faux! Je ne passe pas aux Chaldéens!" Mais sans écouter Jérémie, Yiréiyyaï l' arrêta et le conduisit aux princes.