<-
->

Jer / Jr 37:12 Then Jeremiah went forth out of Jerusalem to go into the land of Benjamin, to separate himself thence in the midst of the people. dia nivoaka Jeremia avy tao Jerosalema hankany amin' ny tanin' ny Benjamina mba handray izay anjarany eo amin' ny vahoaka. dia nivoaka avy ao Jerosalema koa Jeremia, hankany amin' ny tanin' i Benjamina, mba handray ao izay anjarany eo amin' ny vahoaka. Jérémie sortit de Jérusalem pour aller au pays de Benjamin y toucher sa part au milieu de la population.