<-
->

Jer / Jr 37:10 For though ye had smitten the whole army of the Chaldeans that fight against you, and there remained but wounded men among them, yet should they rise up every man in his tent, and burn this city with fire. Fa na dia mamely ny miaramilan' ny Kaldeana rehetra izay miady aminareo aza ianareo, ka izay voalefona no ho sisa velona, ireo aza dia samy hitsangana avy ao anaty lainy ka handoro ity tanàna ity amin' ny afo. fa tsy handeha akory izy ireo. Ary na dia ho resenareo ny tafiky ny Kaldeana rehetra izay miady aminareo aza, ka tsy hisy afa-tsy ny maratra no sisa aminy, dia samy mbola hitsangana ao an-dainy avy ihany ireo, ka handoro ity tanàna ity amin' ny afo. Quand vous auriez taillé en pièces toute l' armée des Chaldéens en guerre contre vous et qu' il n' en restât que des blessés, ils se dresseraient chacun sous sa tente pour mettre le feu à cette ville.