<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 36:32 | Then took |
Ary Jeremia dia naka horonan-taratasy hafa koa, ka natolony an' i Baroka mpanoratra, zanak' i Neria, ary izy nanoratra tao avy tamin' ny vavan' i Jeremia ny teny rehetra izay tao amin' ilay horonan-taratasy nodoran' i Joiakima, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny afo; sady nampiany teny maro tahaka ireny koa aza. | Dia naka horonan-taratasy hafa indray Jeremia, natolony an' i Baròka mpanoratra, zanak' i Neriàsa, ka nosoratan' i Baròka araka ny nanononan' i Jeremia azy ny teny rehetra tamin' ilay boky nodoran' i Joakima mpanjakan' i Jodà tamin' ny afo; ary teny hafa maro tahaka ireny no niampy. |