<-
->

Jer / Jr 35:17 Therefore thus saith the Lord God of hosts, the God of Israel; Behold, I will bring upon Judah and upon all the inhabitants of Jerusalem all the evil that I have pronounced against them: because I have spoken unto them, but they have not heard; and I have called unto them, but they have not answered. Koa izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny maro, Andriamanitry ny Isiraely Indro, hataoko mihatra amin' ny Joda sy ny mponina rehetra any Jerosalema ny loza rehetra izay nolazaiko hatao aminy, satria efa niteny taminy Aho, fa tsy nihaino izy, ary niantso azy Aho, fa tsy namaly izy. Noho izany, izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitry ny tafika, Andriamanitr' Israely: Indro hataoko mihatra amin' i Jodà sy amin' ny mponina rehetra ao Jerosalema, ny loza rehetra voalazako ny amin' izy ireo; satria niteny tamin' izy ireo aho, fa tsy nohenoiny; ary niantso azy aho, fa tsy novaliany. C' est pourquoi ainsi parle Yahvé, le Dieu Sabaot, le Dieu d' Israël. Voici, je vais amener sur Juda et sur tous les habitants de Jérusalem tout le malheur dont je les ai menacés c' est que je leur ai parlé sans qu' ils m'écoutent et les ai appelés sans qu' ils répondent.