<-
->

Jer / Jr 34:7 When the king of Babylon' s army fought against Jerusalem, and against all the cities of Judah that were left, against Lachish, and against Azekah: for these defenced cities remained of the cities of Judah. fony ny miaramilan' ny mpanjakan' i Babylona mbola namely an' i Jerosalema sy ny tanànan' ny Joda sisa rehetra, dia Lakisy sy Azeka: fa ireo ihany no tanàna mimanda sisa tamin' ny tanànan' ny Joda. Tamin' izany ny tafiky ny mpanjakan' i Babilona niady tamin' i Jerosalema sy tamin' ny tanànan' i Jodà rehetra izay mbola nahatohitra ihany, tamin' i Lakisa sy tamin' i Azeka, fa ireo no hany sisa tamin' ny tanànan' i Jodà, tamin' ny tanàna mimanda. l' armée du roi de Babylone menait alors le combat contre Jérusalem et contre toutes les villes de Juda qui tenaient encore, à savoir Lakish et Azéqa, car parmi les villes de Juda, celles-ci restaient des places fortes.