<-
->

Jer / Jr 34:4 Yet hear the word of the Lord, O Zedekiah king of Judah; Thus saith the Lord of thee, Thou shalt not die by the sword: Nefa henoy ny tenin' i Jehovah, ry Zedekia, mpanjakan' ny Joda. Izao no lazain' i Jehovah ny aminao: Tsy ho fatin-tsabatra ianao. Henoy anefa ny tenin' ny Tompo, ry Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà! Izao no lazain' ny Tompo ny aminao: Tsy ho fatin-tsabatra hianao, Toutefois, écoute la parole de Yahvé, Sédécias, roi de Juda! Ainsi parle Yahvé à ton sujet : tu ne mourras pas par l'épée,