<-
->

Jer / Jr 34:22 Behold, I will command, saith the Lord, and cause them to return to this city; and they shall fight against it, and take it, and burn it with fire: and I will make the cities of Judah a desolation without an inhabitant. Indro, handidy Aho, hoy Jehovah, ary hampivereniko ho amin' ity tanàna ity ireo; ary hasiany ity ka ho afany, dia hodorany amin' ny afo; ary ny tanànan' ny Joda dia hofoanako tsy hisy mponina. Indro manome didy aho, - teny marin' ny Tompo - hampiverina azy hamely ity tanàna ity indray, dia hiady aminy izy ka hahafaka azy sy handoro azy, ary hataoko zary efitra tsy misy mponina ny tanànan' i Jodà. Voici, je vais donner un ordre oracle de Yahvé et les ramener vers cette ville pour qu' ils l' attaquent, la prennent et l' incendient. Et je ferai des villes de Juda une solitude où personne n' habite.