<-
->

Jer / Jr 34:21 And Zedekiah king of Judah and his princes will I give into the hand of their enemies, and into the hand of them that seek their life, and into the hand of the king of Babylon' s army, which are gone up from you. Ary Zedekia, mpanjakan' ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tànan' ny fahavalony sy eo an-tànan' izay mitady ny ainy ary eo an-tànan' ny miaramilan' ny mpanjakan' i Babylona, izay efa lasa niala taminareo. Sedesiasa mpanjakan' i Jodà sy ireo loholona ao aminy hatolotra eo an-tànan' ny fahavalony, eo an-tànan' ireo mitady ny ainy, eo an-tànan' ny tafik' i Babilona izay efa lasa niala taminareo. Je livrerai aussi Sédécias, roi de Juda, et ses princes aux mains de leurs ennemis, aux mains de ceux qui en veulent à leur vie et aux mains de l' armée du roi de Babylone qui vient de se replier loin de vous.