<-
->

Jer / Jr 31:23 Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; As yet they shall use this speech in the land of Judah and in the cities thereof, when I shall bring again their captivity; The Lord bless thee, O habitation of justice, and mountain of holiness. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Mbola holavina indray ao amin' ny tanin' ny Joda sy ao amin' ny tanànany izao teny izao, raha hampodiko avy amin' ny fahababoany izy: Hotahin' i Jehovah anie ianao, ry fonenan' ny fahamarinana, sy ry tendrombohitry ny fahamasinana! Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Izao teny izao koa no holazaina any amin' ny tanin' i Jodà, sy amin' ny tanànany, raha avy izay hampodiako ireo lasan-ko babo tamin' izy ireo: Hohasoavin' ny Tompo anie hianao, ry firenen' ny fahamarinana, ry tendrombohitry ny fahamasinana! Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. On dira encore cette parole au pays de Juda et dans ses villes quand je ramènerai leurs captifs Que Yahvé te bénisse, toi, demeure de justice, toi, sainte montagne!