<-
->

Jer / Jr 29:22 And of them shall be taken up a curse by all the captivity of Judah which are in Babylon, saying, The Lord make thee like Zedekiah and like Ahab, whom the king of Babylon roasted in the fire; Ary izy roa lahy dia hataon' ny babo rehetra amin' ny Joda izay any Babylona ho fanozonana hoe: Hataon' i Jehovah tahaka an' i Zedekia sy Ahaba, izay nodoran' ny mpanjakan' i Babylona tamin' ny afo, anie ianao, Izy ireo dia hangalana fomba fanozonana, eo amin' ny babo, avy any Jodà, izay ao Babilona, toy izao: Aoka hianao hataon' ny Tompo tahaka an' i Sedesiasa sy Akaba, izay nendasin' ny mpanjakan' i Babilona, tamin' ny afo. Et l' on pourra tirer de leur sort cette malédiction qui aura cours chez tous les déportés judéens présents à Babylone : Que Yahvé te traite comme Cidqiyyahu et Ahab, rôtis au feu par le roi de Babylone!