<-
->

Jer / Jr 28:1 And it came to pass the same year, in the beginning of the reign of Zedekiah king of Judah, in the fourth year, and in the fifth month, that Hananiah the son of Azur the prophet, which was of Gibeon, spake unto me in the house of the Lord, in the presence of the priests and of all the people, saying, Ary tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahefatra, no nitenenan' i Hanania, zanak' i Azora, mpaminany avy tany Gibeona, tamiko tao an-tranon' i Jehovah, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra, nanao hoe: Tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, tamin' ny taona fahefatra, volana fahadimy: niteny tamiko teo an-tranon' ny Tompo, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra Hananiasa, mpaminany, zanak' i Azora, avy any Gabaona, nanao hoe: Cette même année, au début du règne de Sédécias, roi de Juda, la quatrième année, au cinquième mois, le prophète Hananya, fils de Azzur, originaire de Gabaôn, parla ainsi à Jérémie dans le Temple de Yahvé, en présence des prêtres et de tout le peuple