<-
->

Jer / Jr 27:12 I spake also to Zedekiah king of Judah according to all these words, saying, Bring your necks under the yoke of the king of Babylon, and serve him and his people, and live. Ary Zedekia, mpanjakan' ny Joda. koa dia efa nilazako araka izany teny rehetra izany hoe: Ampidiro eo amin' ny ziogan' ny mpanjakan' i Babylona ny vozonareo, ka manompoa azy sy ny vahoakany, dia ho velona ianareo. Ary Sedesiasa mpanjakan' i Jodà koa, efa nilazako izany teny rehetra izany, nataoko hoe: ampidiro ho ambany jiogan' ny mpanjakan' i Babilona ny vozonareo, ka tompoy izy sy ny vahoakany, dia ho velona hianareo. Et à Sédécias, roi de Juda, je parlai exactement de la même manière; je lui dis : "Offrez vos nuques au joug du roi de Babylone; servez-le ainsi que son peuple, et vous vivrez.